Teny iditra | parasin' alika | |
Singan-teny | parasy ; alika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazamparasy lehibe, fahita indrindra ao anaty volon' ny alika [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |